|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 telo noho dimy |
| Singan-teny | 2telo, 3noho, 4dimy |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6teny fampiasa amin' ny fanorona raha vato dimy sisa ny ankilany ary telo ny andaniny; matetika tsy misy mahafaty ny mpilalao amin' ny tahaka izany raha samy mahay.
[1.1#937] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7terme de fanorona : trois contre cinq, trois pions d'un côté et cinq de l'autre (dans ce cas là, personne ne gagne ni ne perd).
[1.3#693] |
| Voambolana | 8 Kilalao |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|